Ry malahelo, mankanesa
Ry malahelo, mankanesa
Amin'ny lapan'i Maria.
Ny fitiavany ny ory
No mampangina ny fonay,
Reny mpamaoka ny ranomaso,
Raiso re ny sentonay.
Amin'ny rofy be manjò anay,
Ianao no fialofanay
Ianao Reninay, ry Maria,
Ianao no fialofanay. (indroa)