Ry lalana, fiainana, ry Jesoa
1 Ry lalana, fiainana, ry Jesoa ô
Ianao, ry fahamarinana, ry Jesoa ô,
Mamirata harahinay
Mpino sy mpanomponao.
Midera anao 'zahay, matoky anao 'zahay,
Ho tia anao mandrakizay, ry Jesoa ô.
2 'Zahay mandray ny teninao, ry Jesoa ô,
Hijaly miaraka aminao, ry Jesoa ô,
Hankatò ny Eglizinao
Manana ny marina.