Ny kalisim-pisaorana 'zay raisintsika... Mampiombona antsika

Nampiditra: Belle
Sokajy: Komonio, Hiran-damesa,


  • Fihirana Vaovao p. "371
  • Vavaka sy Hira p. "508
  • Fihirana Hasina p. "650
  • Ankalazao ny Tompo p. "145
  • Fihirana Dera p. "185

1 (Ny) kalisim-pisaorana 'zay raisintsika,
 Mampiombona antsika.
 
2 (Ny) mofom-pisaorana zaraintsika,
 Mampiombona antsika.
 
3 (Ny) kalisim-pisaorana, ran'izy Tompo...
4 (Ny) mofom-pisaorana, vatan'ny Tompo...
5 Andriamanitra Ray 'zay nanangana antsika...
6 Fitiavan'ny Zanaka namonjy antsika...
7 Ireo fanomezana nomena antsika...

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0071 s.] - Hanohana anay