Mpanjakavavin'i Madagasikara, ) Mivavaha ho anay. ) (indroa) Mpanjakavavin'i Madagasikara, ) Herezo mafy ny finoanay. ) (indroa) Ary izahay manantena ) Ho tonga soa anilanao. ) (indroa)