Mitsangàna, ry tanora, miantso anao Kristy

Nampiditra: Belle
Sokajy: Tanora, Jesoa Kristy,


  • Vavaka sy Hira p. "641
  • Fihirana Hasina p. "609

Mitsangàna, ry tanora,
Miantso anao Kristy,
Roso ny dia
Aza matahotra.
 
1 I Kristy no aina:
 Andry sy toky
 Hanampy anao.
 
2 I Kristy no hery:
 Zoky hanampy
 Hitarika anao.
 
3 I Kristy no lalana:
 Fahazavana
 Harahinao.
 
4 I Kristy no toky:
 Hanampy anao
 Eny an-dalan-kombana.
 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0601 s.] - Hanohana anay