Mino isika fa i Jesoa no tena zanak'Andriamanitra

Nampiditra: Belle
Sokajy: Jesoa Kristy,


  • Fihirana Hasina p. "600
  • Vavaka sy Hira p. "819
  • Ankalazao ny Tompo p. "504

Mino isika fa i Jesoa
no t
ena zanak'Andriamanitra.
 
1 Izay naterak'Andriamanitra rehetra
 No mpandresy an'izao tontolo izao.
 
2 Ny fandresena naharesy an'izao tontolo izao
 Dia ilay finoantsika.
 
3 Iza àry no mpandresy an'izao tontolo izao
 Afa-tsy izay mino ihany?
 
4 Izy manko no ilay avy tamin'ny rano sy ny ra,
 Dia i Jesoa Kristy.
 
5 Fa tsy tamin'ny rano irery ihany akory anefa izany,
 Fa ny rano sy ny ra;
 
6 Ary koa vavolombelona milaza ny Fanahy,
 Fahamarinana izy anie!
 
7 Misy telo àry izy ireo, vavolombelona milaza dia:
 Fanahy, rano, ra.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0079 s.] - Hanohana anay