Mankasitraka sy mankatelina anao izahay!
Eny, ry Ray ô!
Amin'ny alalan'i Kristy, anao ny haja. Amen!
Miaraka amin'i Kristy, anao ny laza. Amen!
Ao amin'i Jesoa Kristy, anao ny dera. Amen!
Fiombonana ao amin'ny Fanahy, anao ny hoby. Amen!
Mankasitraka sy mankatelina anao izahay! Amen!