Tsisy afa-tsy raha araiky

Nampiditra: Delphin
Sokajy: Samihafa,


  • Fihirana Hasina p. "800
  • Karine Dera p. "544
  • Antsao ny Tompo p. "336
Tsisy afa-tsy raha araiky e
No angatahiko aminarô ô,
Dia ny mba hifankatiavanarô ô
Karaha ny nitiavako anarô ô!

Mitiava mariñy, (indroa)
Ataovy izay tianao hatao;
Fitiavana e e ia, mitiava mariñy:
Mahay mifampizara, mahay mandanjalanja,
Tsy manam-pahataperana, misy fandeferana;
Fitiavana e e ia, mitiava mariñy. (indroa)

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.1006 s.] - Hanohana anay