1 Jesoa Kristy Tompo ô, eo ambonin'ny ôtely Mino 'zahay, herezo ny fonay. 2 Jesoa Kristy Tompo ô, eo ambonin'ny ôtely Mitsaoka anao 'zahay, mitsaoka anao. 3 Jesoa Kristy Tompo ô, eo ambonin'ny ôtely Avia re, ry Jesoa tokinay.