1 Ianao, ry Kristy, no fototra ijoroan'ny fianakaviana. Tsofy rano, hamasino, Omeo firaisan-kina ny fianakaviana. 2 Ianao, ry Kristy, no andry iankinan'ny fianakaviana. 3 Ianao, ry Kristy, no aina iveloman'ny fianakaviana.