Mifalia, ry Maria Mpanjakavavin'ny lanitra

Nampiditra: Belle
Sokajy: Masina Maria,


  • Ankalazao ny Tompo p. "0

Mifalia, ry Maria,
Mifalia, ry Maria Mpanjakavavin'ny lanitra,
Fa satria velona ilay naloaky ny kibonao,
Maty Izy nefa nitsangana indray
Araka ny teniny.
I Jeoa Tompo nandratra ambonin'ny 
Voaary manontolo.
Sitrany ianao nanaiky ny Teny
Tonga tsirim-pamonjena.

Mifalia, miravoa, ry Maria
Aleloia, mifalia!
Ivavaho i Jesoa ho anay
Mivavaha ho anay
Raha manaiky hijaly izahay
Hiara-maty Aminy,
Dia ho mpandova ny fiainan-ko avy;
Hiara-belona Aminy.
Mba handresy ao Aminy izahay;
Mivavaha ho anay
Miara-paly aminao izahay;
Aleloia, mifalia!
Miara-paly aminao izahay;
Aleloia, mifalia!
Mifalia, miravoa, ry Maria
Aleloia, mifalia!


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0079 s.] - Hanohana anay