Ianareo no fanasin'ny tany: Mirosoa amin’ny lalina

Nampiditra: louvamifaly1
Sokajy: Fanirahana, Antson'Andriamanitra,


1-  Ianareo no fanasin’ny tany e  !
    Mirosoa amin’ny lalina;
    Esory ny tahotra.
 
Mino aho ry Tompo ô ! (in-2)
Ka hiroso amin’ny lalina
Arotsako ny harato ankavanan’ny lakana. 


2- Ianareo no fahazavana e !
    Hitondra ny Teniko,
    Ho vavolombeloko.
 
3- Omeko anareo ny Fanahy
    Fanahy Fitiavana,
    Ilay Fahasoavana.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0070 s.] - Hanohana anay