1. Jesoa Kristy Tompo ô, eo ambonin'ny ôtely
Mino 'zahay, herezo ny fonay.
2. Jesoa Kristy Tompo ô, eo ambonin'ny ôtely
Mitsaoka anao 'zahay, mitsaoka anao.
3. Jesoa Kristy Tompo ô, eo ambonin'ny ôtely
Avia re, ry Jesoa tokinay