Mino anao 'zahay, ry Jesoa Hôstia

1. Mino anao 'zahay, ry Jesoa Hôstia,
Fa ianao tokoa no tonga eto izao:
Ny vatanao sy ny ranao,
Ny fanahinao no tonga eto izao.

'Zaho mino (3) Anao
Ry Jesoa Hôstia

'Zaho mino (3) Anao
Ry Jesoa Hôstia

2. Manantena anao, ry Jesoa Hôstia
Fa ianao tokoa no fiainanay.

Ny vatanao sy ny ranao,
Ny fanahinao no tonga eto izao.

Manantena (3) Anao
Ry Jesoa Hôstia

Manantena (3) Anao
Ry Jesoa Hôstia

3. Tia anao 'zahay, ry Jesoa Hôstia
Fa Ianao tokoa no iankinanay,
Ny vatanao sy ny ranao,
Ny fanahinao no tonga eto izao.

Tia anao (3) Anao
Ry Jesoa Hôstia

Tia anao (3) Anao
Ry Jesoa Hôstia

Nampiditra hery
Sokajy Komonio
Fihirana Vaovao p. 375
Vavaka sy Hira p. 747
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897