1 Ankininay aminao, Reny,
Ny tenanay sy ny fonay.
Izay tarihinao ny diany,
Tsy mba lasan'ny hadalana.
Ankininay aminao, Reny,
Ny tenanay sy ny fonay.
2 Faly 'zahay, Reny malala,
Raha mandray ny anatrao;
Sambatra izay mitoetra tsara
Ao ambanin'ny elatrao.