1 Aniraho mpijinja, Tompo ô, ireo vokatrao marobe,
Hanohy ny asan-Janakao, hanitatra ny fanjakanao.
Ny herin'ny fitiavanao omeo izay voafidinao.
Ka ny baiko iarahanay miantso hoe:
Hanitatra ny fanjakanao. (indroa)
2 Ireo ezaka nataonao fahiny, naniraka ny mpianatrao,
Tohizo izany ankehitriny, fa vonon-kanohy izahay.
3 Ny ray aman-dreninay arovy, hampitombo sy hanabe:
Ny tanora vimbino ho madio, tsilovy ary kosa tsimbino.