Eo anilanao, ry Reny malala

Fiv: 
Eo anilanao, ry Reny malala,
Mamy loatra izany mitoetra.
O, Maria eo anilanao.

1. Raha mivavaka aho
Reny mamiko
Tiako ny mitoetra
Eo anilanao

2. Raha ny fahavalo
Te hisompatra ahy.
Mamiko ny miady
Eo anilanao.

3. Raha manonja mafy
'Zany adidiko.
'Zaho te hikiry
Eo anilanao.

4. Raha mipaika ny ora
'Zay hodiako
'Zaho hisento mora
Eo anilanao

Nampiditra hery
Fihirana Dera p. 127
Fihirana Hasina p. 451
Vavaka sy Hira p. 583
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2287