Misaotra Anao aho, Andriamanitra o
Fiv: Misaotra Anao aho, Andriamanitra o
Noho ny soa nataonao tamin'ny fanahiko.
1 - Noho ny fahasoavanao - Misaotra Anao aho
Zay narotsakao ho anay - - Misaotra Anao aho
2 - Noho ny fitiavanao - Misaotra Anao aho
'Zay nasehonao anay - Misaotra Anao aho
3 - Noho ny fitsimbinanao - Misaotra Anao aho
Ny kamboty sy mahantra - Misaotra Anao aho
4 - Noho ny soa nataonao - Misaotra Anao aho
Tamin'ny fanahinay - Misaotra Anao aho