1 Mino mafy aho )
Ny fisianao )
Anaty hôstia ) (indroa)
Jesoa Kristy. )
2 Iriko tokoa, )
Iriko indrindra )
Ny handray anao, ) (indroa)
Jesoa Kristy. )
3 Ianao irery )
No tompon'ny foko, )
Ianao irery ) (indroa)
Jesoa Kristy. )
4 Antenaiko mafy )
Ny hahita anao )
Any am-paradisa, ) (indroa)
Jesoa Kristy. )