Mifalia, ry kristianina

Nampiditra: admin
Sokajy: Jesoa Kristy,


  • Vavaka sy Hira p. "486

Mifalia, mifalia,
Ry kristianina, ry kristianina
Mifalia, mifalia
Arnin'ny andron'i Jesoa, (bis)


lzy miseho amintsika
Sy mamaky ny Nosintsika
Tolory haja sy voninahitra


Ilay nahary izao tontolo izao
Ataovy mafy 'zay hira tsara.
Alao, alao ny fonay, ry Jesoa.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0074 s.] - Hanohana anay