Tiava e marina tokoa, dia ataovy izay tianao hatao

TIAVA MARINA TOKOA(ANKALAZAO NY TOMPO)
Tiava marina tokoa éé!Dia ataovy izay tianao hatao
1.Ny fitiavana à!Mahay mifampizara ôô!Ny fitiavana à!Mahay mandanjalanja à!
2.Ny fitiavana à!Manefy fandeferana ôô!Ny fitiavana à!No fototrin'ny tsara à!
3.Ny fitiavana à!Mihevitra ny hafa ôô!Ny fitiavana à!Mameno ny elanelana à!
4.Ny fitiavana à!Dia tsy mba misy tahotra ôô!Ny fitiavana à!Tsy matin-dranobe éé!
5.Ny fitiavana à!Tsy voavidim-bola ôô!Ny fitiavana à!Tsy manam-pahataperana à!
Mahafoy hatramin'ny ainaNY FITIAVANA.
Nampiditra admin
Sokajy Jesoa Kristy
Fihirana Vaovao p. 52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087