lzaho no Fananganana sy Fiainana
Nampiditra: admin
Sokajy:
Jesoa Kristy,
lzaho no Fananganana sy Fiainana:
Izay mino Ahy na dia maty aza dia ho velona.
Izay rehetra velona, ka tersa mino Ahy,
Dia tsy ho faty mandrakizay, mandrakizay.
Fa Izaho no Fananganana sy Fiainana,
Sy Fiainana.