Aleloia, miderĂ an'i laveh
Fiv,: Aleloia, aleloia,(2)
miderà an'i Iaveh, ry fanahiko.
1. Sitrako ny mihira an'Andriamanitra
Amín'ny andro rehetra iaínako,
2. Sitrako ny manompo an'Andriamanitra,
Andriamanitr'i Jakôba, Tempo mahery,
3. Sambatra, tretrika 'reo olona
Matoky sy tia an'i laveh.