Mba lehibe, ry Tompo, ny asanao

Nampiditra: hery
Sokajy: Andriamanitra Ray,


  • Vavaka sy Hira p. "479
  • Fihirana Hasina p. "580
  • Fihirana Vaovao p. "404

1. Mba lehibe, ry Tompo, ny asanao,

Ka mahafaly anay zanakao.
Eny, Andriamanitra tokoa Ianao,
Tompon' ny Tompo Ianao.

Fiv.: Mba lehibe, ry Tompo, ny asanao e:
Eny, Andriamanitra tokoa Ianao,
Tompon'ny tompo Ianao.

2. Mba lehibe, ry Tompo, ny herinao...

3. Mba lehibe, ry Tompo, ny hatsaranao...


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0267 s.] - Hanohana anay