lsaoranay lanao, Zanahary
Fiv.: Isaoranay Ianao, Zanahary,
Fa nataonao zanakao izahay,
Aleonay very tersa sy maty
Toy izay mandà ny teny nomenao.
1. Ry Tomponay, Anao ny voninahitra,
Fa Ianao no anton'ny finoana;
Ny teninao dia fahazavana
Hahitanay Anao mandrakizay.
2. Ety ars-tany mahantra izahay,
Tahionao ny zanakao rehetra;
NY kristianina manantena Anao
Fa any an-danitra hihaona arninao.
3. Mba tsara fo Andriamanitra e,
Koa Ianao no tianay indrindra;
Ary 'zahay tia ny narnanay
Noho ny fitiavanay Anao.