Andriamanitra tahio tsara
Nampiditra: hery
Sokajy:
Vavaka hariva,
Andriamanitra Ray,
- Fihirana Hasina p. "392
- Vavaka sy Hira p. "463
- Fihirana Vaovao p. "427
Andriamanitra
Tahio tsara
'Zay manantena
Harovanao
Sy izay mitana
Ny didinao,
Sy izay mitana
Ny didinao