Fiv.: Hamaly ahy Izy!
1. Antsoiko amy foko tontolo ny Tompo,
2. F'izaho te-hitandrina tsara ny didiny,
3. F'izaho te-hanaraka tsara ny lalany.
4. Fa Izy Andriamanitra Raiko Fitiavana.
5. Ny Zanany efa nafoiny hanavotra.
6. Satria ny Fanahy 'zay nomeny no heriko.
7. Antsoiko amy foko tontolo ny Tompo.