Manan-dray tokoa roa agnay (añay)e

Nampiditra: hery
Sokajy: Andriamanitra Ray,


  • Vavaka sy Hira p. "461
  • Fihirana Hasina p. "564
  • Fihirana Vaovao p. "448

1. Manan-dray tokoa roa agnay e, (2)
Managna Anao Andrianagnahary (2)

Fìv.: Ray tsa mahafoa, Ray tsa mahafoa,
Ray tena tea, Ray tena tea.        ( lehilahy)

2. Tsa mba mivadika Agnao e, (indroa)
Hatao akory koa roa ny fitiavanao. (indroa)

3. Faly tokoa agnay miaraka aminao e, (indroa)
Magneky roa agnay na hofairinao aîa. (indroa)

4. Avy tokoa ny Zanakao e (indroa)
Hamonjy anay mpanota ro nirosoany tagny. (indroa)

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0124 s.] - Hanohana anay