Fiv.: Ianao no ifefeko, ry Tompo tsara fo ô, Tsy ho azon-kenatra aho na ovíana na ovíana. 1. Amin'ny fahamarinanao, arovy aho, Tompo, avoty aho!
2. Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy!