Tsy ho ketraka aho, ô ry Tompo ô
Tsy ho ketraka aho, ô ry Tompo ô!
1. Maro be ny fahavalo,
2. Fa Ianao no famonjena;
3. He izato halemeko,
4. Fa nanambina ahy Ianao,
5. Fa satri avatolampy,
6. Ary tranoko mimanda,
7. Fiarovana ny aiko.
Tsy ho ketraka aho, ô ry Tompo ô!
1. Maro be ny fahavalo,
2. Fa Ianao no famonjena;
3. He izato halemeko,
4. Fa nanambina ahy Ianao,
5. Fa satri avatolampy,
6. Ary tranoko mimanda,
7. Fiarovana ny aiko.