Fangatahana ho an'ny volana desambra 2012

... Mba ho raisina amin-kamoram-po sy fitiavana marina ireo mpitsoaponenana eran-tany, fa indrindra ho raisin'ny ankohonana kristianina. Ary hiseho amin'ny olombelona rehetra  i Kristy miaraka amin'ny fahazavana avy ao Betlehema ary hita taratra amin'ny endriky ny Fiangonana.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108