Fiampangan-tena

Miampanga tena amin'Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra aho,
ary koa amintsika mianakavy
fa nanota tokoa tamin'ny hevitro
sy tamin'ny teniko sy tamin'ny nataoko,
ary tamin'ny adidy tsy vitako.
Fahotako izany, fahotako, fahotako lehibe (mandon-tratra)
 
Koa mihanta amin'i Masina Maria Virjiny mandrakizay aho,
amin'ny Anjely sy ny Olomasina rehetra,
ary koa amintsika mianakavy
mba hivavaka ho ahy amin'ny Tompo Andriamanitsika

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0199