Vavak'i Md. Ignace de Loyola

Nampiditra : admin
Daty : 03/09/2014

Ry Jesoa Tompo ô,

Ampianaro izahay hahay halala-po hanompo anao

Araka izay mendrika anao

Rehefa hanome dia hanome manontolo.

Hiady ka tsy hataho-dratra

Hiasa ka tsy hitandro hasasarana

Hahafoy tena ka tsy hitady valisoa

Afatsy ny mahafantatra fa manao ny sitraponao masina.

Amen.

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0310 s.] - Hanohana anay