FANENENANA

Andriamanitra Tompoko, malahelo mafy amin’ny ratsy nataoko Taminao aho, satria ianao no tsara indrindra ka tokony ho tiana indrindra, ary Ianao tsy tia ny ratsy : manampo tsy hanao ratsy aminao intsony aho sy hanao asa fivalozana amin’ny fitahianao ahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0081