LAKROAN'I MASINDAHY BENOIT

Lakroan'I Md Benoît

Enga anie ny hazofijaliana mba ho faniloko.

Tsy hanjaka amiko anie ny demony,

mialà amiko ry satana,

aza mampiditra amiko ny reharehanao,

Ny zava-pisotro izay ararakao dia ratsy avokoa,

Boboy ho anao ihany ny poizina

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01