Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANRANA Alahady faha 7 ny Paka

Nampiditra : Saolala
Daty : 16/05/2015

Alahady 17 Mey, alahady faha Fito ny Paka
FITIAVANA SY FAHAMARINANA NO TENA ENDRIK’I KRISTY

Manasa antsika i Kristy mba hifankatia sy ho OLO ARAIKY ao aminy tokoa araka ny vavaka nataony hoe : « Ray masina ô, tahirizo amin’ny anaranao izay nomenao ahy, mba ho iray tahaka antsika izy » (Jo. 17: 11b). Tsy amin’ny teny fotsiny no tokony hampisehoantsika fa tena mifankatia sy mihavana marina isika fa amin’ny fihetsika sy izay ataontsika ho an’ny mpiara-monina amintsika amin’ny fiainana andavan’andro.
Atolotra antsika ireo vakiteny sy ny fampianarana avy amin'i Raiamendreny Arseveka Benjamin Ramaroson

Tsindrio eto hianoana ny vakiteny sy fampianarana

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0210 s.] - Hanohana anay