Zaho mino an'Andriamanitra e ia:
Zagnahary mahefa ny raha jiaby e ia,
TÔKANA OLONA TELO Ô, RAY, ZANAKA SY NY FAGNAHY MASINA eia,
Zaho mino ô ia...
Ny TRINITE MASINA no tian'ny Eglizy hibanjintsika bebe kokoa androany
Alahady 31 May 2015.
Ankafaliana no anolorana amintsika ireo vakiteny androany sy ny fampianarana avy amin'i Raiamandrenintsika Mgr Arserveka Benjamin Ramaroson
Tsindrio eto hianoana ny vakiteny sy fampianarana