Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANARANA Alahady Faharoa KAREMY mandavantaona B

Alahady 01 mars  2015
ALAHADY FAHAROA NY KAREMY - Taona B

ADY sy DIA ny fiainana ka iezahantsika ny fotoanan'ny karemy mba ho firaisam-po tanteraka amin'i Kristy izay eo amintsika mandrakariva na amin'ny sarotra na amin'ny mora

Ankafaliana no nasana antsika hihaino ny vakiteny atolotry ny fiangonana androany sy ny fampianarana avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson.

Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria

http://youtu.be/TOEDseFkfYA

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177