Mgr Benjamin Ramaroson FAMPIANARANA Alahady faha efatra KAREMY taona B

Alahady 15 marsa, fahefatra amy KAREMY Miroso ny DIA sy ny EZAKA ataontsika aminy fotoanan'ny karemy izao : Asa fanetren-tena, arahiny FAHARETANA sy vavaka mba ho firaisam-po tanteraka amin'i Kristy hahatonga atsika hatramin'ny Fankalazana ny Paka. Ankafaliana no anasana antsika hihaino ny vakiteny sy fampianarana avy aminy Raiamandreny ntsika Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson. Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria. https://m.youtube.com/watch?v=tF0WmXhQLRU

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0232