Mgr Benjamin Ramaroson FAMPIANARANA Alahady faha dimy KAREMY taona B

Nampiditra : Saolala
Daty : 21/03/2015

 Alahady 15 marsa, faha-dimy  amy KAREMY taona B

Miroso hatrany ny DIA sy ny EZAKA ataontsika aminy fotoana manakaiky ny famaranana ny karemy izao.
Mahaiza mihaino sy mandray ny tenin'Andriamanitra mba hahafahantsika mahafantatra bebe kokoa ny endrik'i Jesoa. Mila fanentren-tena anefa izany, fahafoizana, faharetana ary fitiavam-bavaka amin'i Kristy hahatonga atsika hatramin'ny Fankalazana ny Paka.


Ankafaliana no anasana antsika hihaino ny vakiteny sy fampianarana avy aminy Raiamandreny ntsika Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson. Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria.

Hihaino ny vakiteny sy ny fampianarana, tsindrio eto

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.1082 s.] - Hanohana anay