Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANARANA Alahady faha 6 tsotra mandavantaona B

Alahady 15 Febroary 2015
ALAHADY TSOTRA FAHA-6 - Taona B

DIOVY NY FIAINANAY RY JESOA, FA IANAO NO AFAKA HANALA NY FATOTRA REHETRA MANGEJA NY FIAIANANAY
Ankafaliana no nasana antsika hihaino ny vakiteny atolotry ny fiangonana androany sy ny fampianarana
avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson.

Aoka ny ataontsika rehetra ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ka hitondra antsika amin'ny fiombonana.
Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria

Tsindrio eto hihainoana ny vakiteny sy ny toriteny.

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096