Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANARANA Alahady faha 5 tsotra mandavantaona B

Alahady 08 Febroary 2015
ALAHADY TSOTRA FAHA-5 - Taona B

Maro ny fitsapana tahaka niainan'i Joba amin'ny fiainantsika,
ka alalino ny finoana mba tsy hisaraka amin'ny fitiavan'Andriamanitra. Anjarantsika ny manokatra ny fontsika amin'i Kristy satria izy vonona lalandava handray atsika, izy tsy mba hanakorontana fa hanazava ny fiainantsika.

Ankafaliana no nasana antsika hihaino ny vakiteny atolotry ny fiangonana androany y ny fampianarana avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson.
Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria

Hihaino ny vakiteny sy toriteny, tsindrio eto

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1334