Nivoaka tamin'ny aprily 2007 ny Boky nosoratan'i Papa izay mitondra ny lohateny hoe "Jesoa avy any Nazareta".