Taorian’ny fihaonana tamin’ireo eveka rayamandreny dia toa izao ny fandaminana mikasika ny JMJ Mada 8 :
- Mifarana ny 31 mey ihany ny fisoratana anarana ka tokony ho voaloa amin’io daty io ny saram-pisoratana anarana
- Nahemotra amin’ny 30 jona 2015 kosa ny fara-fandraisana ny saran-dasy.
Anjaran’ny diosezy tsirairay ny mametraka ny rindran-damina ao aminy.
Aza misalasala manontany ny VTD any amin’ny diosezy misy antsika.
Ny Birao VPKT