DECLARATION DU REPRESENTANT DE L'ONU DANS LE PROCESSUS DE MEDIATION MALGACHE
L'émissaire des Nations Unies, M. Tiébilé Dramé, s'est entretenu samedi 7 mars et lundi 9 mars avec le Président de la République malgache, S.E. M. Marc Ravalomanana.
Les échanges ont porté sur l'évolution de la crise et les progrès des consultations devant conduire à un dialogue national élargi qui commencera cette semaine.
Au cours de leurs entretiens, le Président de la République a promis à M. Dramé qu'il garantissait la sécurité de M. Andry Rajoelina et de ses collaborateurs. Le Président de la République a dit qu'ils pouvaient se déplacer librement, et qu'ils ne feront pas l'objet d'arrestations.
Ambohimanambola, 09 mars 2009
FANAMBARANA AVY AMIN'NY SOLONTENAN'NY VONDRON'NY FIRENENA MIKAMBANA AMIN'NY FANELANELANANA NY KRIZY MALAGASY
Nihaona tamin'ny filoham-pirenena malagasy Atoa Marc Ravalomanana ny iraka avy amin'ny firenena mikambana Atoa Tiébilé Dramé ny Asabotsy 7 mars sy ny alatsinainy 9 mars.
Niompana tamin'ny fivoaran'ny krisy sy ireo ezaka efa vita tamin'ny fakan-kevitra hahatongavana any amin'ny fivoriambem-pirenena hamahana ny olana izay hanomboka amin'ity herinandro ity ny dinika.
Nandritry ny dinika dia nampanantena an' Atoa Dramé ny filoham-pirenena fa iantohany ny fiarovana an' Atoa Andry Rajoelina sy ny mpiara-miasa aminy. Afaka mandeha ankahalalahana izy ireo hoy ny filoham-pirenena, tsy hisy ny fisamborana.
Ambohimanambola, 09 mars 2009