COMMUNIQUE DE PRESSE
Ambohimanambola, 09 mars 2009,
Les représentants de Monsieur Le Président de La République Marc Ravalomanana et de Monsieur Andry Rajoelina se sont rencontrés régulièrement et ont tenu des discussions constructives sur les moyens de dénouer la crise que traverse Madagascar. Tout au long de leurs travaux, les deux délégations ont démontré leur attachement à une solution pacifique et négociée aux difficultés actuelles. Elles ont accompli des progrès dans la recherche d'une telle solution.
En se basant sur les progrès qu'elles ont réalisés, les deux délégations ont jugé nécessaire que l'examen des propositions de sortie de crise se poursuive au sein d'un groupe plus élargi constitué de représentants de toutes les forces sociales, économiques et politiques de la nation malgache.
Ces consultations élargies se poursuivront sous l'égide de la FFKM et avec le soutien de la communauté internationale. La FFKM, les représentants des deux parties et le Système des Nations Unies sont à pied d'œuvre afin que ces consultations débutent dans les meilleurs délais.
Ambohimanambola, 09 mars 2009,
Nihaona matetika ary nandinika ny fomba hamahana ny krizy eto Madagasikara ireo solontenan' Andriamatoa isany Ravalomanana Marc sy Rajoelina Andry. Nandritry ny asa rehetra dia samy naneho ny finiavany hitady vahaolana ao anatin'ny filaminana sy ifanarahana amin'ny tranga ankehitriny ny andaniny roa. Ezaka lehibe no vitan'ny roa tonta amin'ny fitadiavana izay vahaolana izay.
Miainga amin'ireo ezaka efa vita, dia nahita ireo delegasiona roa sy ireo mpanelanelana fa ilaina ny hitohizan'ny fandinihana ireo sosokevitra hamahana ny olana miaraka amin'ireo hery ara-tsosialy, ekonomika ary politika eo anivon'ny firenena.
Hitohy hiaraka amin'ny FFKM sy ny rafitry ny firenena mikambana ny fifampidinihana misokatra. Miara-miasa ny FFKM, ny delegasiona roa tonta ary ny rafitry ny firenena mikambana hanomana izany fifampidinihana izany araka izay haingana indrindra.