Fanekena ny fiarovana ny mombamomba anao

Ny takelaka katolika.org dia mety hampiasa sy hitahiry ny mombamomba anao mba hahafahany mifandray aminao. 

Momba ny facebook

Ny mombamomba anao sendra voatahiry dia ampiasaina amin'ny zavatra nangatahana azy fotsiny ihany. Misy antony telo ny mety hangatahana ny mombamomba anao amin'ny facebook.

  • Hahafahanao miditra ho mpikambana mba ho afaka hametraka votoatin'ny takelaka na hevitra mikasika izany
  • Hahafahan'ny takelaka mametraka zavatra ao amin'ny rindrinao any amin'ny facebook (ohatra vakiteny isanandro sns). Mazava ho azy fa izay angatahanao ihany no apetrakay.
  • Hahafahan'ny takelaka mametraka zavatra ao amin'ny rindrin'ny pejy iandraiketanao any amin'ny facebook (ohatra vakiteny isanandro sns). Mazava ho azy fa izay angatahanao ihany no apetrakay.

Azonao atao hatrany ny mamafa ny katolika.org any amin'ny mombamomba anao any amin'ny facebook raha toa ka tsy tianao intsony ny hisian'ny fifandraisana eo amin'ny katolika.org sy ny kaontinao amin'ny facebook.

Momba ny Fihirana Katolika ao amin'ny Windows App

Toa izay voalaza teo ambony dia tsy mitahiry na inona na inona, ary tsy mandefa na inona na inona mikasika anao ny Fihirana katolika ao amin'ny Windows App. Raha toa ka misy fiovana izany any aoriana, ohatra mikasika ny fanaovana mise-à-jour na koa fanatsarana hafa dia holazainay eto ihany.

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0191