Francesco avy any Paola (Paola, 27 martsa 1416 – Tours, 2 aprily 1507) dia relijiozy italiana izay nasandratry ny papa Leon X ho olomasina ny taona 1519. Mpitoka-monina izy ary nanorina ny "Ordre de Minimes".
Nampidirin'i admin