Fianakaviana mpanankarena nefa efa tena kristianina no nisehoan’i Aimée. Nanara-dia an’i Md. François d’Assise i Claire nenitoany sy ny dadatoany Frera Ruffin. Indray andro raha nitsidika an’io nenitoany io tany amin’ny tranon-drelijiozy mpitokamonina tao St.Damien i Aimée dia nanapa-kevitra hanokan-tena amin’Andriamanitra ihany koa, amin’ny fiainan-drelijiozy mihiboka, mandrapahafatiny, ny taona 1252.
« Tiana » no dikan’ny hoe Aimé(e) amin’ny fiteny malagasy.
Loharano: RadioDonBosco
Nampidirin'i admin