Mb. Bernadette Soubirous - 18 febroary

Tao Lourdes, ny taona 1844, no nahaterahan’i Bernadette Soubirous. Tsy mahay mamaky teny akory izy, ary farofirofy izay. Ny Fahantrany sy ny mahatsinontsinona azy no nifidianan’Andriamanitra azy ho mpandray hafatr’i Maria Virjiny, teo amin’ny faha 14 taonany.
Ny 11 Febroary 1858 ny fisehoana voalohany tamin’ireo 18 tonga taminy. Nony sahy mba nanontany an’ilay Ramatoa niseho taminy izy hoe « mba iza moa ianao, Tompoko ? » dia nahazo valinteny amin’ny fiteny béarnais hoe : « Izaho no Ilay Notorontoronina-tsy-azon-keloka »

Loharano: RadioDonBosco

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0521